Ny hazo nijaliany (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha sendra mba tsipalotrao ny hazo
Ny hazo nijalian'ny xrrhi Tompo tia
Mba azonao alaina sary an-tsaina
psrzqil Ny havesatry ny ziogan'i Kristy
Ref: Ry olona ô, mba fantatrao
'Lay hazo nentin'i Jeso
'Zay nilanjany ny otanao
Fa teo no nampihavanana ny olona amin'ny Ray
Fampihavanan'i Jesosy
2. Raha tazanao 'lay tanambokovoko
Hevero re ny fijaliany
Tsy nahasakana an'ilay Mpamonjy
Ireo ratra maro niafiany
Ref: Ry olona ô, mba tononkira.serasera.org fantatrao ...
3. 'Lay hazo nijalian'i Jeso Tompo
Mitory ny fitiavan-dehibe
qfltdn Sy fahafatesana 'zay ratsy indrindra
Mba hamonjena olo-marobe
Ref: Ry olona ô, mba fantatrao ...
Ny hazo nijalian'ny xrrhi Tompo tia
Mba azonao alaina sary an-tsaina
psrzqil Ny havesatry ny ziogan'i Kristy
Ref: Ry olona ô, mba fantatrao
'Lay hazo nentin'i Jeso
'Zay nilanjany ny otanao
Fa teo no nampihavanana ny olona amin'ny Ray
Fampihavanan'i Jesosy
2. Raha tazanao 'lay tanambokovoko
Hevero re ny fijaliany
Tsy nahasakana an'ilay Mpamonjy
Ireo ratra maro niafiany
Ref: Ry olona ô, mba tononkira.serasera.org fantatrao ...
3. 'Lay hazo nijalian'i Jeso Tompo
Mitory ny fitiavan-dehibe
qfltdn Sy fahafatesana 'zay ratsy indrindra
Mba hamonjena olo-marobe
Ref: Ry olona ô, mba fantatrao ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 613
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 05/04/2023 18:08
