Ny hazo nijaliany (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rhwokgrq 1. Raha sendra mba tsipalotrao ny hazo
Ny hazo nijalian'ny Tompo tia
Mba azonao alaina sary an-tsaina
Ny havesatry ny ziogan'i Kristy
aaoletrv Ref: Ry olona ô, mba fantatrao
'Lay hazo nentin'i Jeso
'Zay nilanjany ny otanao
Fa teo no nampihavanana ny olona amin'ny Ray
Fampihavanan'i Jesosy
2. Raha tononkira.serasera.org tazanao 'lay tanambokovoko
Hevero re ny fijaliany
Tsy nahasakana an'ilay Mpamonjy
Ireo ratra maro niafiany
Ref: Ry olona ô, mba ahisi fantatrao ...
3. 'Lay hazo nijalian'i Jeso Tompo
Mitory ny fitiavan-dehibe
Sy fahafatesana 'zay ratsy indrindra
Mba hamonjena olo-marobe
Ref: Ry olona ô, mba fantatrao ...
Ny hazo nijalian'ny Tompo tia
Mba azonao alaina sary an-tsaina
Ny havesatry ny ziogan'i Kristy
aaoletrv Ref: Ry olona ô, mba fantatrao
'Lay hazo nentin'i Jeso
'Zay nilanjany ny otanao
Fa teo no nampihavanana ny olona amin'ny Ray
Fampihavanan'i Jesosy
2. Raha tononkira.serasera.org tazanao 'lay tanambokovoko
Hevero re ny fijaliany
Tsy nahasakana an'ilay Mpamonjy
Ireo ratra maro niafiany
Ref: Ry olona ô, mba ahisi fantatrao ...
3. 'Lay hazo nijalian'i Jeso Tompo
Mitory ny fitiavan-dehibe
Sy fahafatesana 'zay ratsy indrindra
Mba hamonjena olo-marobe
Ref: Ry olona ô, mba fantatrao ...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 612
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 05/04/2023 18:08
