Ny hazo nijaliany (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha sendra mba tsipalotrao ny hazo
    Ny hazo nijalian'ny Tompo tia
    Mba azonao alaina sary an-tsaina
    Ny havesatry ny ziogan'i Kristy

   Ref: Ry olona ô, mba fantatrao
          'Lay hazo nentin'i Jeso
          'Zay nilanjany ny otanao
    tononkira.serasera.org       Fa teo no nampihavanana ny olona amin'ny Ray
         jmhydd  Fampihavanan'i Jesosy

2. Raha tazanao 'lay tanambokovoko
    Hevero re ny fijaliany
    Tsy nahasakana an'ilay Mpamonjy
   ghdjccb  Ireo ratra maro niafiany

   Ref: Ry olona ô, mba fantatrao ...
  
3. 'Lay hazo nijalian'i Jeso Tompo
    Mitory ny fitiavan-dehibe
    Sy fahafatesana 'zay ratsy indrindra
jqxhjikd    Mba hamonjena olo-marobe

   Ref: Ry olona ô, mba fantatrao ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : GAFLI
Hits : 585
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 05/04/2023 18:08
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1399