Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miverena (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha mbola hibanjina zava-panahy
tononkira.serasera.org Ny mety miverina tsara amin'ny Tompo
Ka na inona zavatra mety hampanahy
Dia ny fanompoanao tsy ho voaloto
Ref: Fa ianao ve efa nandre ny antso
qbjov Ary efa namaly Azy hoe: "inty aho"
Dia efa nandray Azy koa tao anaty
Dia sahy nampandefitra koa ilay izaho
2. Tsy vita amin'ny herin'ny wvpajfu nofo tokoa
Fa ao ny Fanahy efa miasa mialoha
Ny tenin'ny Tompo no tena ifikiro
Dia andeha mttfyvjs miverena areheto ny jiro

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 780
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 28/04/2022 14:43