Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miverena (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha mbola hibanjina zava-panahy
Ny mety miverina tsara amin'ny Tompo
Ka na inona zavatra mety hampanahy
Dia ny fanompoanao tsy ho voaloto
Ref: Fa ianao ve efa nandre ny antso
lahn Ary efa namaly Azy hoe: "inty aho"
opuso Dia efa nandray Azy koa tao anaty
Dia sahy tononkira.serasera.org nampandefitra koa ilay izaho
2. Tsy vita amin'ny herin'ny nofo tokoa
Fa ao ny Fanahy efa miasa mialoha
Ny tenin'ny Tompo no tena ifikiro
Dia andeha miverena yvfa areheto ny jiro
Ny mety miverina tsara amin'ny Tompo
Ka na inona zavatra mety hampanahy
Dia ny fanompoanao tsy ho voaloto
Ref: Fa ianao ve efa nandre ny antso
lahn Ary efa namaly Azy hoe: "inty aho"
opuso Dia efa nandray Azy koa tao anaty
Dia sahy tononkira.serasera.org nampandefitra koa ilay izaho
2. Tsy vita amin'ny herin'ny nofo tokoa
Fa ao ny Fanahy efa miasa mialoha
Ny tenin'ny Tompo no tena ifikiro
Dia andeha miverena yvfa areheto ny jiro
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 781
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 28/04/2022 14:43
