Miverena (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha mbola rhrsshc hibanjina zava-panahy
Ny mety miverina tsara amin'ny Tompo
Ka na inona zavatra mety hampanahy
Dia ny fanompoanao tsy ho voaloto
Ref: Fa ianao ve efa nandre ny antso
Ary efa namaly Azy hoe: "inty aho"
twgcyxjn Dia efa nandray tononkira.serasera.org Azy koa tao anaty
lltjq Dia sahy nampandefitra koa ilay izaho
2. Tsy vita amin'ny herin'ny nofo tokoa
Fa ao ny Fanahy efa miasa mialoha
Ny tenin'ny Tompo no tena ifikiro
Dia andeha miverena areheto ny jiro
Ny mety miverina tsara amin'ny Tompo
Ka na inona zavatra mety hampanahy
Dia ny fanompoanao tsy ho voaloto
Ref: Fa ianao ve efa nandre ny antso
Ary efa namaly Azy hoe: "inty aho"
twgcyxjn Dia efa nandray tononkira.serasera.org Azy koa tao anaty
lltjq Dia sahy nampandefitra koa ilay izaho
2. Tsy vita amin'ny herin'ny nofo tokoa
Fa ao ny Fanahy efa miasa mialoha
Ny tenin'ny Tompo no tena ifikiro
Dia andeha miverena areheto ny jiro
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 779
Likes : 1 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 28/04/2022 14:43
