Mifikira, Mifahara (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifikira e!
Mifahara amin'ilay Jesoa Mpanjaka
'Zay tompon'ny fahefana mahay manome sy maka
Mampitony dia mandamina ny kfuhzey tontolom-piainanao
Sy izay mifamahofaho eto amin'izao tontolo izao
Mifikira e!
Mifahara amin'ilay Jesoa Mpanjaka e!

Mampitony dia mandamina ny tontolom-piainanao

Mety ho maro ny ady mafy izay tsy maintsy hatrehanao
Ao ny tebitebin-tsaina, na ankaso tsotra izao
Te handrava, te hanimba 'zay naorina rehetra
Manampy trotraka ireo loza, ny aretina sy ny etsetra
Misy 'ndray adim-panahy toa tsy azo iodivirana
Fa enjehina ny mino nohon'ny fahamarinana
Dia rabiana sy esoina noho dnckui ny amin'i Jesoa Tompo
Mila ho tononkira.serasera.org reraka ebnjdsx ny fo fa malemy itony nofo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 633
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 25/03/2024 13:26