Mifikira, Mifahara (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifikira e!
Mifahara amin'ilay Jesoa Mpanjaka
'Zay tompon'ny fahefana mahay manome sy maka
Mampitony dia mandamina ny tontolom-piainanao
Sy izay mifamahofaho eto amin'izao tontolo izao
Mifikira e!
Mifahara amin'ilay Jesoa Mpanjaka e!

Mety ho maro tononkira.serasera.org ny ady mafy izay tsy maintsy hatrehanao
Ao ny tebitebin-tsaina, na ankaso tsotra izao
Te handrava, te hanimba 'zay naorina rehetra
Manampy tfva trotraka ireo loza, ny aretina sy ny etsetra
Misy 'ndray adim-panahy toa tsy azo iodivirana
Fa enjehina xnfop ny mino nohon'ny fahamarinana
Dia rabiana shbjmvu sy esoina noho ny amin'i Jesoa Tompo
Mila ho reraka ny fo fa malemy itony nofo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 632
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 25/03/2024 13:26