Mifikira, Mifahara (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifikira e!
Mifahara amin'ilay lftcmw Jesoa Mpanjaka
'Zay tompon'ny fahefana mahay manome sy maka
Mampitony dia mandamina ny tontolom-piainanao
Sy izay mifamahofaho eto amin'izao tontolo izao

Mifikira e!
Mifahara amin'ilay Jesoa Mpanjaka e!
'Zay tompon'ny fahefana mahay manome sy maka
Mampitony dia tononkira.serasera.org mandamina ny tontolom-piainanao
Sy izay mifamahofaho eto amin'izao tontolo izao

Mety ho maro ny ady mafy izay tsy maintsy hatrehanao
Ao ny tebitebin-tsaina, na ankaso tsotra izao
Te handrava, te hanimba 'zay naorina rehetra
Manampy trotraka ireo loza, ny aretina sy ny etsetra

Misy 'ndray adim-panahy toa tsy azo iodivirana
Fa enjehina ny mino nohon'ny fahamarinana
Dia rabiana sy esoina noho ny amin'i Jesoa Tompo
Mila ho reraka ny fo fa malemy wnrfv itony nofo stbwncfi

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GAFLI
Vangy : 668
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 25/03/2024 13:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1583