Masina ny Anaranao (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina, masina, masina ny Anaranao
Ianao irery no masina
Jehovah tompon'ny maro
1. Manerana 'zao tontolo izao
Ny laza sy ny voninahitrao
izao rehetra izao mihoby Anao
Fa tsara, aytml fa tsara
Tsara sy mendrika ho hpampv deraina
Lehibe tsy takatry ny saina
Mahagaga tononkira.serasera.org ny asanao rehetra fiwbpij Ray ô!
2. Sambatra aho manana Anao
'lay Andrian'ny fiadanana
Tafatoetra ny foko izao
Fa tsara, fa tsara
Tsara sy mendrika ho deraina
Ianao 'lay loharanon'aina
Mandrakizay ny fiandriananao Tompo ô!
Masina, masina ...
Ianao irery no masina
Jehovah tompon'ny maro
1. Manerana 'zao tontolo izao
Ny laza sy ny voninahitrao
izao rehetra izao mihoby Anao
Fa tsara, aytml fa tsara
Tsara sy mendrika ho hpampv deraina
Lehibe tsy takatry ny saina
Mahagaga tononkira.serasera.org ny asanao rehetra fiwbpij Ray ô!
2. Sambatra aho manana Anao
'lay Andrian'ny fiadanana
Tafatoetra ny foko izao
Fa tsara, fa tsara
Tsara sy mendrika ho deraina
Ianao 'lay loharanon'aina
Mandrakizay ny fiandriananao Tompo ô!
Masina, masina ...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 266
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 29/01/2026 15:50
