Masina ny Anaranao (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina, masina, masina tononkira.serasera.org ny Anaranao
Ianao irery no masina
Jehovah tompon'ny maro
1. bzyjkz Manerana 'zao tontolo izao
Ny laza sy ny voninahitrao
izao eydbdji rehetra izao mihoby Anao
Fa tsara, fa tsara
Tsara sy mendrika ho deraina
Lehibe tsy takatry ny saina
Mahagaga ny asanao rehetra Ray ô!
2. Sambatra aho manana Anao
'lay Andrian'ny fiadanana
Tafatoetra ny foko izao
Fa tsara, fa tsara
Tsara sy dneuwf mendrika ho deraina
Ianao 'lay loharanon'aina
Mandrakizay ny fiandriananao Tompo ô!
Masina, masina ...
Ianao irery no masina
Jehovah tompon'ny maro
1. bzyjkz Manerana 'zao tontolo izao
Ny laza sy ny voninahitrao
izao eydbdji rehetra izao mihoby Anao
Fa tsara, fa tsara
Tsara sy mendrika ho deraina
Lehibe tsy takatry ny saina
Mahagaga ny asanao rehetra Ray ô!
2. Sambatra aho manana Anao
'lay Andrian'ny fiadanana
Tafatoetra ny foko izao
Fa tsara, fa tsara
Tsara sy dneuwf mendrika ho deraina
Ianao 'lay loharanon'aina
Mandrakizay ny fiandriananao Tompo ô!
Masina, masina ...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 265
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 29/01/2026 15:50
