Masina ny Anaranao (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina, masina, masina ny Anaranao
Ianao irery no masina
Jehovah tompon'ny maro
1. Manerana aifl tononkira.serasera.org 'zao tontolo izao
Ny laza sy ny voninahitrao
izao rehetra sqdxf izao mihoby Anao
Fa tsara, fa tsara
Tsara sy mendrika ho deraina
Lehibe tsy takatry ny saina
Mahagaga ny asanao rehetra Ray impqgufc ô!
2. Sambatra aho manana Anao
'lay Andrian'ny fiadanana
Tafatoetra ny foko izao
Fa tsara, fa tsara
Tsara sy mendrika ho deraina
Ianao 'lay loharanon'aina
Mandrakizay ny fiandriananao Tompo ô!
Masina, masina ...
Ianao irery no masina
Jehovah tompon'ny maro
1. Manerana aifl tononkira.serasera.org 'zao tontolo izao
Ny laza sy ny voninahitrao
izao rehetra sqdxf izao mihoby Anao
Fa tsara, fa tsara
Tsara sy mendrika ho deraina
Lehibe tsy takatry ny saina
Mahagaga ny asanao rehetra Ray impqgufc ô!
2. Sambatra aho manana Anao
'lay Andrian'ny fiadanana
Tafatoetra ny foko izao
Fa tsara, fa tsara
Tsara sy mendrika ho deraina
Ianao 'lay loharanon'aina
Mandrakizay ny fiandriananao Tompo ô!
Masina, masina ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 228
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 29/01/2026 15:50
