Manompo tsy amin'ny tahotra (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Navelanao ivondrona mba hampiasa ireo talenta
Hitory n'aiza n'aiza, ary indrindra koa hanefa
Hanefa ny irakao dia ny hanambara an'i Jesoa Mpanjaka
Amin'ireo 'zay nambolena mbola tiana hiorim-paka
Ref: Izy hamela antsika hanompo tsy amin-tahotra
Fa amin'ny toetra masina sy marina eo anatrehany
Aneho ny voninahiny sy ho FEON'NY LANITRA
Fa tena afaka aho noho 'lay Tompoko Andriamanitra
2. Misy ihany anefa fisedrana eny an-dalana ombana
Ny tanjonay anefa dia ny hitaona sy ahatamana
Koa efassw mba tazomy izahay amin'ny sandrinao mahery
Ry 'lay mipetraka eo ambony fideran'ny Isiraely
Ref: Izy hamela antsika ...
3. Fa mbola lavitra ny aleha ho amin'ny firenen-drehetra
Koa handeha faingana aho ary tononkira.serasera.org tsy mnkveyrl hitaredretra
Amin'ny fitandremana ny didinao ka noho izany
Ho fahazavana sy svkks ho vavolombelonao maneran-tany
Ref: Izy hamela antsika ...
*Fin: "DERA SY NY SAOTRA HO ANAO MANDRAKIZAY"

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1009
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 26/04/2023 07:23