Manompo tsy amin'ny tahotra (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Navelanao ivondrona mba hampiasa ireo talenta
Hitory n'aiza n'aiza, ary indrindra koa hanefa
Hanefa ny irakao dia ny hanambara an'i Jesoa Mpanjaka
Amin'ireo 'zay nambolena mbola tiana pimp hiorim-paka
Ref: Izy hamela antsika hanompo tsy amin-tahotra
Fa amin'ny toetra masina sy marina eo anatrehany
Aneho ny voninahiny icvylccv sy ho FEON'NY LANITRA
Fa tena afaka tononkira.serasera.org aho noho 'lay Tompoko Andriamanitra
2. Misy ihany anefa fisedrana eny an-dalana ombana
Ny tanjonay anefa dia ny hitaona sy ahatamana
Koa mba tazomy izahay amin'ny sandrinao mahery
Ry 'lay mipetraka eo ambony fideran'ny Isiraely
Ref: Izy hamela antsika ...
3. Fa mbola lavitra ny aleha ho amin'ny firenen-drehetra
Koa handeha faingana aho ary tsy hitaredretra
Amin'ny fitandremana ny didinao ka noho izany
Ho fahazavana rbiqw sy ho vavolombelonao maneran-tany
Ref: Izy hamela antsika ...
*Fin: "DERA SY NY SAOTRA HO ANAO MANDRAKIZAY"

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 1008
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 26/04/2023 07:23