Mandehana amin'izao herinao izao (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref.(x2):
Mandehana odywzhy amin'izao herinao izao
Fa momba anao tokoa anie aho
Hamonjy sy hitady ireo ondry very
Jesoa tsy hamela anao irery
1. Tsy efa naniraka ehbxrhx anao va aho?
Sady efa nifidy duwa anao taona maro,
Ho mpiara-miasa amiko tsy handao
Ho vonona hisedra ireo fahavalo
2. Hitady ondry very tononkira.serasera.org ho ao am-bala
Hampiorina koa izay misalasala;
Ho vonona handova mandrakizay,
Ho faly hifanatrika amin'ilay Ray
Mandehana odywzhy amin'izao herinao izao
Fa momba anao tokoa anie aho
Hamonjy sy hitady ireo ondry very
Jesoa tsy hamela anao irery
1. Tsy efa naniraka ehbxrhx anao va aho?
Sady efa nifidy duwa anao taona maro,
Ho mpiara-miasa amiko tsy handao
Ho vonona hisedra ireo fahavalo
2. Hitady ondry very tononkira.serasera.org ho ao am-bala
Hampiorina koa izay misalasala;
Ho vonona handova mandrakizay,
Ho faly hifanatrika amin'ilay Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 636
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 23/07/2025 15:48
