Mandehana amin'izao herinao izao (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref.(x2):
Mandehana amin'izao herinao izao
Fa momba anao tokoa anie aho
Hamonjy sy hitady ireo tononkira.serasera.org ondry very
Jesoa tsy hamela anao irery
1. Tsy efa naniraka anao va aho?
Sady efa nifidy anao taona maro,
Ho mpiara-miasa amiko tsy handao
Ho ncxglmv vonona vvfnaj hisedra ireo fahavalo
2. Hitady ondry very ho ao am-bala
Hampiorina koa zmqer izay misalasala;
Ho vonona handova mandrakizay,
Ho faly hifanatrika amin'ilay Ray
Mandehana amin'izao herinao izao
Fa momba anao tokoa anie aho
Hamonjy sy hitady ireo tononkira.serasera.org ondry very
Jesoa tsy hamela anao irery
1. Tsy efa naniraka anao va aho?
Sady efa nifidy anao taona maro,
Ho mpiara-miasa amiko tsy handao
Ho ncxglmv vonona vvfnaj hisedra ireo fahavalo
2. Hitady ondry very ho ao am-bala
Hampiorina koa zmqer izay misalasala;
Ho vonona handova mandrakizay,
Ho faly hifanatrika amin'ilay Ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 582
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 23/07/2025 15:48
