Mandehana amin'izao herinao izao (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref.(x2):
Mandehana amin'izao herinao izao
Fa momba anao tokoa anie aho
Hamonjy sy hitady ireo vzejcbyj ondry very
Jesoa tsy hamela anao irery
1. Tsy efa naniraka anao va aho?
Sady efa nifidy anao taona maro,
Ho mpiara-miasa amiko tsy handao
Ho vonona hisedra ireo fahavalo
2. fghitl Hitady ondry very ho ao am-bala
Hampiorina koa tononkira.serasera.org izay misalasala;
Ho vonona handova unctjkq mandrakizay,
Ho faly hifanatrika amin'ilay Ray
Mandehana amin'izao herinao izao
Fa momba anao tokoa anie aho
Hamonjy sy hitady ireo vzejcbyj ondry very
Jesoa tsy hamela anao irery
1. Tsy efa naniraka anao va aho?
Sady efa nifidy anao taona maro,
Ho mpiara-miasa amiko tsy handao
Ho vonona hisedra ireo fahavalo
2. fghitl Hitady ondry very ho ao am-bala
Hampiorina koa tononkira.serasera.org izay misalasala;
Ho vonona handova unctjkq mandrakizay,
Ho faly hifanatrika amin'ilay Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 635
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 23/07/2025 15:48
