Lehibe ny asanao (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehibe sy mahatalanjona ny asanao
Tompo ô, Andriamanitra Tsitoha
Mahitsy sy marina ny làlanao
Ry Mpanjakan'ny mpanjaka mandrakizay

Iza no tsy hatahotra ary iza no tsy hankalaza
Ny Anaranao, Tompo ô
Fa Hianao auhayz ihany no masina (x2)
Ary ny firenena rehetra hoavy hiankohoka
Ho avy hiankohoka eo anatrehanao

Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao (x2)

Ho pzfedig an'ilay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana
Sy ho an'ny tononkira.serasera.org Zanak'ondry anie ny saotra sy ny haja
Sy ny voninahitra ary vqsglnjp ny fanjakana
Fanjakana mandrakizay mandrakizay, Amen!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GAFLI
Vangy : 919
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 24/09/2022 10:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1839