Lehibe ny asanao (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehibe sy mahatalanjona ny asanao
Tompo ô, Andriamanitra Tsitoha
Mahitsy sy marina ny làlanao
Ry Mpanjakan'ny mpanjaka mandrakizay
Iza no kutkxtmv tsy hatahotra ary iza no tsy hankalaza
Ny Anaranao, iabn Tompo ô
Fa Hianao ihany no masina (x2)
Ary ny firenena rehetra hoavy hiankohoka
Ho avy hiankohoka eo anatrehanao
Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao (x2)
Ho an'ilay mipetraka eo tononkira.serasera.org ambonin'ny seza fiandrianana
Sy ho an'ny Zanak'ondry anie ny uaqp saotra sy ny haja
Sy ny voninahitra ary ny fanjakana
Fanjakana mandrakizay mandrakizay, Amen!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 974
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 24/09/2022 10:49