Lehibe ny asanao (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehibe sy mahatalanjona ny asanao
Tompo ô, Andriamanitra Tsitoha
Mahitsy sy marina ny làlanao
Ry Mpanjakan'ny mpanjaka mandrakizay
Iza no tsy hatahotra ary iza no tsy hankalaza
Ny Anaranao, Tompo ô
Fa Hianao ihany no masina (x2)
Ary ny firenena rehetra hoavy hiankohoka
Ho avy hiankohoka eo anatrehanao
Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao tononkira.serasera.org diucjo (x2)
Ho an'ilay mipetraka eo ambonin'ny yyca seza fiandrianana
Sy ho trinbmdu an'ny Zanak'ondry anie ny saotra sy ny haja
Sy ny voninahitra ary ny fanjakana
Fanjakana mandrakizay mandrakizay, Amen!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 1018
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 24/09/2022 10:49