Hiroso hatrany (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Ny hira izay pobdwhza asandratray ry Ray
Ho fiderana Anao ry tononkira.serasera.org Tomponay
Noho ilay fahasoavanao
Narotsakao mba rhxqv ho anay
Ref:
Tsy hitsahatra ny fiderana Anao
Fa mbola hitohy hanaka-danitra
(Ny anaranao) Ny Anaranao irery anie Jesoa
No torinay hatrany am-paran'ny tany
2-
Ny aqrbfab andro mbola Omenao anay Jesoa
(Ny andro mbola omenao)
Fenoinay fankalazana Anao
(Fenoinay)
Satria Ianao mpamindra fo
(Satria Ianao Jesoa)
Be fiantrana ihany koa
"Hiroso hatrany, ho Anao mandrakizay"
Ny hira izay pobdwhza asandratray ry Ray
Ho fiderana Anao ry tononkira.serasera.org Tomponay
Noho ilay fahasoavanao
Narotsakao mba rhxqv ho anay
Ref:
Tsy hitsahatra ny fiderana Anao
Fa mbola hitohy hanaka-danitra
(Ny anaranao) Ny Anaranao irery anie Jesoa
No torinay hatrany am-paran'ny tany
2-
Ny aqrbfab andro mbola Omenao anay Jesoa
(Ny andro mbola omenao)
Fenoinay fankalazana Anao
(Fenoinay)
Satria Ianao mpamindra fo
(Satria Ianao Jesoa)
Be fiantrana ihany koa
"Hiroso hatrany, ho Anao mandrakizay"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1266
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Barinekena
Daty : 17/03/2021 15:47
