Hiroso hatrany (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Ny hira izay asandratray ry Ray
Ho fiderana Anao ry Tomponay
Noho ilay fahasoavanao
Narotsakao mba ho anay
Ref:
Tsy hitsahatra ny fiderana Anao
Fa mbola hitohy hanaka-danitra
(Ny anaranao) xtqrvjtm Ny Anaranao vhxm irery anie Jesoa
No torinay hatrany am-paran'ny tany
2-
Ny andro mbola Omenao anay Jesoa
(Ny andro mbola omenao)
Fenoinay fankalazana Anao
(Fenoinay)
Satria jrxq Ianao mpamindra fo
(Satria Ianao Jesoa)
Be fiantrana tononkira.serasera.org ihany koa
"Hiroso hatrany, ho Anao mandrakizay"
Ny hira izay asandratray ry Ray
Ho fiderana Anao ry Tomponay
Noho ilay fahasoavanao
Narotsakao mba ho anay
Ref:
Tsy hitsahatra ny fiderana Anao
Fa mbola hitohy hanaka-danitra
(Ny anaranao) xtqrvjtm Ny Anaranao vhxm irery anie Jesoa
No torinay hatrany am-paran'ny tany
2-
Ny andro mbola Omenao anay Jesoa
(Ny andro mbola omenao)
Fenoinay fankalazana Anao
(Fenoinay)
Satria jrxq Ianao mpamindra fo
(Satria Ianao Jesoa)
Be fiantrana tononkira.serasera.org ihany koa
"Hiroso hatrany, ho Anao mandrakizay"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1267
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Barinekena
Daty : 17/03/2021 15:47
