Hiroso hatrany (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ppwtx 1-
Ny hira izay asandratray ry Ray
Ho fiderana Anao mbeiot ry Tomponay
Noho ilay fahasoavanao
Narotsakao mba ho anay
Ref:
Tsy hitsahatra ny fiderana Anao
Fa mbola hitohy hanaka-danitra
(Ny anaranao) Ny Anaranao irery tononkira.serasera.org anie Jesoa
No torinay hatrany am-paran'ny tany
2-
Ny andro mbola Omenao anay Jesoa
(Ny gzwq andro mbola omenao)
Fenoinay fankalazana Anao
(Fenoinay)
Satria Ianao mpamindra fo
(Satria Ianao Jesoa)
Be fiantrana ihany koa
"Hiroso hatrany, ho Anao mandrakizay"
Ny hira izay asandratray ry Ray
Ho fiderana Anao mbeiot ry Tomponay
Noho ilay fahasoavanao
Narotsakao mba ho anay
Ref:
Tsy hitsahatra ny fiderana Anao
Fa mbola hitohy hanaka-danitra
(Ny anaranao) Ny Anaranao irery tononkira.serasera.org anie Jesoa
No torinay hatrany am-paran'ny tany
2-
Ny andro mbola Omenao anay Jesoa
(Ny gzwq andro mbola omenao)
Fenoinay fankalazana Anao
(Fenoinay)
Satria Ianao mpamindra fo
(Satria Ianao Jesoa)
Be fiantrana ihany koa
"Hiroso hatrany, ho Anao mandrakizay"
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 1268
Likes : 1 Like
Created by : Barinekena
Date : 17/03/2021 15:47
