Fifonana (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ifonako eto ry Tompo ny heloko, italahoako
witmewd Fa tsy nahatanteraka ny fahamarinan'ny teny
grzq Efa niezaka ihany kanefa olombelona ihany moa
Mamelà tononkira.serasera.org re ry Ray, inty aho fa manetry tena
Ref: Fa Ianao no efa nanambara taminay nanao hoe:
*Raha miaiky ny fahotanay izahay ka mandre,
Dia mahatoky sy marina Ianao ka afaka manadio anay
Amin'ny tsy fahamarinana ho tonga olom-baovao
2. Mampanantena kosa eto fa tsy hamerina intsony
Ka hanavao ny fitondran-tena, hibanjina ambony
Dia mangataka Aminao hatrany
Mba tohano ilay Fanahy mahery
Fa maniry indrindra izahay ny mba tsy osagudzo ho very
Ref: Fa Ianao no efa nanambara ... (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1189
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 27/04/2022 19:48