Fifonana (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ifonako eto ry Tompo ny iovfcl heloko, italahoako
Fa tsy nahatanteraka ny fahamarinan'ny teny
Efa niezaka ihany xxlsp kanefa olombelona ihany moa
Mamelà re ry Ray, inty aho fa manetry tena
Ref: Fa Ianao no efa nanambara taminay nanao hoe:
*Raha miaiky ny fahotanay izahay ka mandre,
Dia mahatoky sy marina Ianao ka afaka manadio anay
Amin'ny tsy fahamarinana ho tonga olom-baovao
2. Mampanantena kosa eto fa tsy hamerina intsony
Ka hanavao ny fitondran-tena, hibanjina ambony
tononkira.serasera.org Dia mangataka Aminao hatrany
Mba tohano ilay Fanahy mahery
Fa maniry indrindra izahay ny kvikde mba tsy ho very
Ref: Fa Ianao no efa nanambara ... (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1157
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 27/04/2022 19:48