Fifonana (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ifonako eto ry wknuzcwx Tompo ny heloko, italahoako
Fa tsy nahatanteraka ny fahamarinan'ny teny
Efa niezaka ihany kanefa olombelona ihany moa
Mamelà re ry Ray, inty aho fa manetry tena
Ref: Fa Ianao no efa nanambara kfmk taminay nanao hoe:
*Raha miaiky ny fahotanay izahay ka mandre,
Dia mahatoky sy marina Ianao ka afaka manadio anay
tononkira.serasera.org Amin'ny tsy fahamarinana ho tonga olom-baovao
2. Mampanantena kosa acshho eto fa tsy hamerina intsony
Ka hanavao ny fitondran-tena, hibanjina ambony
Dia mangataka Aminao hatrany
Mba tohano ilay Fanahy mahery
Fa maniry indrindra izahay ny mba tsy ho very
Ref: Fa Ianao no efa nanambara ... (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 1190
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 27/04/2022 19:48