Dieny ety (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha vao nahita anao ny Ray, miantso hoe: Avia!
Faingàna re ianao mitodiha
Atsotrany ny tanany cbqrtx hitantana anao
Ho mpandresy amin'izay rehetra atao
Ref.: 'Ndeha re izao hanatona Azy
pyxg Hibebaka amin'ny ota natao
Jesosy anie tsy hamela ho irery
Tiany ianao eqpaowug ka tsy foiny ho very
2. Jesosy anie ka tsy hanary anao n'aiza n'aiza
Na eto an-tany ianao, na hatraiza
Ianao anie tiany, tsy foiny, tsy tononkira.serasera.org niafy
Nomeny ny ainy toa voa nafafy
Ref.: 'Ndeha re izao hanatona Azy
Hibebaka amin'ny ota natao
Jesosy anie tsy hamela ho irery
Tiany ianao ka tsy foiny ho very
Faingàna re ianao mitodiha
Atsotrany ny tanany cbqrtx hitantana anao
Ho mpandresy amin'izay rehetra atao
Ref.: 'Ndeha re izao hanatona Azy
pyxg Hibebaka amin'ny ota natao
Jesosy anie tsy hamela ho irery
Tiany ianao eqpaowug ka tsy foiny ho very
2. Jesosy anie ka tsy hanary anao n'aiza n'aiza
Na eto an-tany ianao, na hatraiza
Ianao anie tiany, tsy foiny, tsy tononkira.serasera.org niafy
Nomeny ny ainy toa voa nafafy
Ref.: 'Ndeha re izao hanatona Azy
Hibebaka amin'ny ota natao
Jesosy anie tsy hamela ho irery
Tiany ianao ka tsy foiny ho very
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 913
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 17/02/2023 16:13
