Dieny ety (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha vao nahita anao ny Ray, miantso hoe: Avia!
Faingàna re ianao mitodiha
Atsotrany ny tanany hitantana anao
Ho mpandresy amin'izay rehetra atao
Ref.: 'Ndeha re izao hanatona Azy
easqmvb Hibebaka amin'ny ota natao
Jesosy anie tsy hamela ho irery
nkvq vwxgrjya Tiany ianao ka tsy foiny ho very
2. Jesosy anie ka tsy hanary anao n'aiza n'aiza
Na eto an-tany ianao, na hatraiza
tononkira.serasera.org Ianao anie tiany, tsy foiny, tsy niafy
Nomeny ny ainy toa voa nafafy
Ref.: 'Ndeha re izao hanatona Azy
Hibebaka amin'ny ota natao
Jesosy anie tsy hamela ho irery
Tiany ianao ka tsy foiny ho very
Faingàna re ianao mitodiha
Atsotrany ny tanany hitantana anao
Ho mpandresy amin'izay rehetra atao
Ref.: 'Ndeha re izao hanatona Azy
easqmvb Hibebaka amin'ny ota natao
Jesosy anie tsy hamela ho irery
nkvq vwxgrjya Tiany ianao ka tsy foiny ho very
2. Jesosy anie ka tsy hanary anao n'aiza n'aiza
Na eto an-tany ianao, na hatraiza
tononkira.serasera.org Ianao anie tiany, tsy foiny, tsy niafy
Nomeny ny ainy toa voa nafafy
Ref.: 'Ndeha re izao hanatona Azy
Hibebaka amin'ny ota natao
Jesosy anie tsy hamela ho irery
Tiany ianao ka tsy foiny ho very
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 882
Likes : 1 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 17/02/2023 16:13
