Dieny ety (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha vao nahita anao ny Ray, miantso hoe: Avia!
Faingàna re ianao mitodiha
Atsotrany ny tanany hitantana anao
Ho mpandresy amin'izay rehetra atao
Ref.: 'Ndeha re tononkira.serasera.org izao hanatona Azy
Hibebaka amin'ny ota natao
Jesosy anie tsy hamela ho irery
Tiany ianao ka tsy foiny ho very
2. Jesosy anie ka tsy hanary ruyjmhhf anao n'aiza n'aiza
Na eto an-tany ianao, na hatraiza
Ianao anie tiany, jawmqzv tsy foiny, tsy niafy
Nomeny tzsstja ny ainy toa voa nafafy
Ref.: 'Ndeha re izao hanatona Azy
Hibebaka amin'ny ota natao
Jesosy anie tsy hamela ho irery
Tiany ianao ka tsy foiny ho very
Faingàna re ianao mitodiha
Atsotrany ny tanany hitantana anao
Ho mpandresy amin'izay rehetra atao
Ref.: 'Ndeha re tononkira.serasera.org izao hanatona Azy
Hibebaka amin'ny ota natao
Jesosy anie tsy hamela ho irery
Tiany ianao ka tsy foiny ho very
2. Jesosy anie ka tsy hanary ruyjmhhf anao n'aiza n'aiza
Na eto an-tany ianao, na hatraiza
Ianao anie tiany, jawmqzv tsy foiny, tsy niafy
Nomeny tzsstja ny ainy toa voa nafafy
Ref.: 'Ndeha re izao hanatona Azy
Hibebaka amin'ny ota natao
Jesosy anie tsy hamela ho irery
Tiany ianao ka tsy foiny ho very
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 883
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 17/02/2023 16:13
