Derao Jehovah (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao derao Jehovah Ray tsitoha
Satria Izy beikmttc no loharanon-tsoa
Derao derao ka ujnmkjmy andao hihoby hoe
Fa Izy irery no Mpanjaka lehibe
Ref:
Miderà Azy ry firenen-drehetra
Noho ny laza sy voninahiny
Miderà nxec Azy ry olom-boavonjy
Fa Izy Tompo Mpanjaka no namonjy
Ka 'lay satana efa fahavalo resy
Fa Jesoa Kristy no tena mpandresy
Ankalazao Andriamanitra Ray
Ka fo fanahy sy vava tena iray
Hidera hidera ny voninahiny
Anio tononkira.serasera.org ampitso ary ho mandrakizay
Satria Izy beikmttc no loharanon-tsoa
Derao derao ka ujnmkjmy andao hihoby hoe
Fa Izy irery no Mpanjaka lehibe
Ref:
Miderà Azy ry firenen-drehetra
Noho ny laza sy voninahiny
Miderà nxec Azy ry olom-boavonjy
Fa Izy Tompo Mpanjaka no namonjy
Ka 'lay satana efa fahavalo resy
Fa Jesoa Kristy no tena mpandresy
Ankalazao Andriamanitra Ray
Ka fo fanahy sy vava tena iray
Hidera hidera ny voninahiny
Anio tononkira.serasera.org ampitso ary ho mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1378
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Barinekena
Daty : 17/03/2021 15:47
