Derao Jehovah (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao derao Jehovah Ray tsitoha
Satria Izy no loharanon-tsoa
Derao derao ka andao hihoby hoe
Fa Izy irery no Mpanjaka lehibe
Ref:
Miderà Azy ry firenen-drehetra
Noho ny laza sy tononkira.serasera.org voninahiny
Miderà Azy ry olom-boavonjy
Fa Izy Tompo Mpanjaka no namonjy
Ka 'lay satana efa fahavalo resy
Fa Jesoa Kristy no tena mpandresy
Ankalazao Andriamanitra vkejwz Ray
Ka fo fanahy sy vava tena iray
Hidera hidera ny voninahiny
Anio ampitso ieia frxlup ary ho mandrakizay
Satria Izy no loharanon-tsoa
Derao derao ka andao hihoby hoe
Fa Izy irery no Mpanjaka lehibe
Ref:
Miderà Azy ry firenen-drehetra
Noho ny laza sy tononkira.serasera.org voninahiny
Miderà Azy ry olom-boavonjy
Fa Izy Tompo Mpanjaka no namonjy
Ka 'lay satana efa fahavalo resy
Fa Jesoa Kristy no tena mpandresy
Ankalazao Andriamanitra vkejwz Ray
Ka fo fanahy sy vava tena iray
Hidera hidera ny voninahiny
Anio ampitso ieia frxlup ary ho mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 1466
Likes : 1 Like
Created by : Barinekena
Date : 17/03/2021 15:47
