Derao Jehovah (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao derao Jehovah Ray tsitoha
Satria Izy no loharanon-tsoa
Derao derao ka andao hihoby hoe
Fa Izy irery no Mpanjaka lehibe

Ref:
Miderà Azy ry firenen-drehetra
Noho ny laza sy voninahiny
Miderà Azy ry olom-boavonjy
Fa Izy Tompo Mpanjaka no namonjy
Ka 'lay satana efa fahavalo resy
Fa Jesoa Kristy no tena mpandresy

Ankalazao Andriamanitra Ray
Ka fo fanahy sy vava tena iray
Hidera hidera ny voninahiny
Anio ampitso ary ho mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GAFLI
Visites : 773
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Barinekena
Date : 17/03/2021 15:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0767