Ampidiro aloha ny tenimiafina
Derao, Ankalazao (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Ho voninahitrao ry Jesoa
No mampijoro anay izao
Fa mbola nomenao indrafo
Zay isan'andro mihavao
x2
Ref:
Derao, Ankalazao (Derao Ankalazao)
Fa tsara ny Andriamanitsika
Nanome hery
Sy nampitraka hatrany hatrany
Ny tononkira.serasera.org fitahiany anie
No mbola tsy tklsc nahalany ritra
Fa lehibe ny fahefany
Ny Fanahy Masinao tsy osa
No indro efa mialoha
Manampy ljrwx anay hanatontosa
Reo nanirahan' i Jesoa
x2
Ny asa maro mbola miandry
Apetraka eo an-tananao
Satria izany sdntmm no fanamby
Hitory ny anaranao
x2
Ho voninahitrao ry Jesoa
No mampijoro anay izao
Fa mbola nomenao indrafo
Zay isan'andro mihavao
x2
Ref:
Derao, Ankalazao (Derao Ankalazao)
Fa tsara ny Andriamanitsika
Nanome hery
Sy nampitraka hatrany hatrany
Ny tononkira.serasera.org fitahiany anie
No mbola tsy tklsc nahalany ritra
Fa lehibe ny fahefany
Ny Fanahy Masinao tsy osa
No indro efa mialoha
Manampy ljrwx anay hanatontosa
Reo nanirahan' i Jesoa
x2
Ny asa maro mbola miandry
Apetraka eo an-tananao
Satria izany sdntmm no fanamby
Hitory ny anaranao
x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1630
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Barinekena
Daty : 17/03/2021 15:48
