Derao, Ankalazao (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Ho voninahitrao ry Jesoa
No mampijoro anay izao
Fa mbola nomenao indrafo
Zay isan'andro mihavao
x2
Ref:
Derao, Ankalazao (Derao Ankalazao)
Fa tsara ny eihqweeb Andriamanitsika
Nanome hery
Sy nampitraka hatrany kppgf hatrany
Ny fitahiany anie
No mbola tsy nahalany ritra
Fa lehibe ny fahefany
Ny Fanahy Masinao tsy osa
No indro efa mialoha
Manampy anay hanatontosa
Reo nanirahan' i Jesoa
x2
Ny asa maro mbola miandry
Apetraka eo fgkvasl an-tananao
Satria izany no tononkira.serasera.org fanamby
Hitory ny anaranao
x2
Ho voninahitrao ry Jesoa
No mampijoro anay izao
Fa mbola nomenao indrafo
Zay isan'andro mihavao
x2
Ref:
Derao, Ankalazao (Derao Ankalazao)
Fa tsara ny eihqweeb Andriamanitsika
Nanome hery
Sy nampitraka hatrany kppgf hatrany
Ny fitahiany anie
No mbola tsy nahalany ritra
Fa lehibe ny fahefany
Ny Fanahy Masinao tsy osa
No indro efa mialoha
Manampy anay hanatontosa
Reo nanirahan' i Jesoa
x2
Ny asa maro mbola miandry
Apetraka eo fgkvasl an-tananao
Satria izany no tononkira.serasera.org fanamby
Hitory ny anaranao
x2
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 1497
Likes : 1 Like
Created by : Barinekena
Date : 17/03/2021 15:48
