Derao, Ankalazao (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Ho voninahitrao ry Jesoa
No mampijoro anay izao
Fa mbola nomenao vqih indrafo
Zay isan'andro mihavao
x2
Ref:
Derao, Ankalazao (Derao Ankalazao)
Fa tsara ny Andriamanitsika
Nanome hery
Sy nampitraka abbof hatrany hatrany
Ny fitahiany anie
No mbola tsy nahalany ritra
Fa lehibe ny fahefany
Ny Fanahy Masinao tsy osa
No tononkira.serasera.org indro efa mialoha
Manampy anay hanatontosa
Reo nanirahan' i Jesoa
x2
Ny asa maro mbola dzjdkunt miandry
Apetraka eo an-tananao
Satria izany no fanamby
Hitory ny anaranao
x2
Ho voninahitrao ry Jesoa
No mampijoro anay izao
Fa mbola nomenao vqih indrafo
Zay isan'andro mihavao
x2
Ref:
Derao, Ankalazao (Derao Ankalazao)
Fa tsara ny Andriamanitsika
Nanome hery
Sy nampitraka abbof hatrany hatrany
Ny fitahiany anie
No mbola tsy nahalany ritra
Fa lehibe ny fahefany
Ny Fanahy Masinao tsy osa
No tononkira.serasera.org indro efa mialoha
Manampy anay hanatontosa
Reo nanirahan' i Jesoa
x2
Ny asa maro mbola dzjdkunt miandry
Apetraka eo an-tananao
Satria izany no fanamby
Hitory ny anaranao
x2
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 1554
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Barinekena
Date : 17/03/2021 15:48
