Derainay (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Ny antom-pisiako hanompo Anao
zaxmsp Jesosy ô, avo indrindra Ianao
Fa mendrika sy tononkira.serasera.org tsara Ianao
DERAINAY
Mpamela heloka tokoa
Ray be fitia, mpamindra fo
Tompon'izao rehetra izao
ejbuuylx DERAINAY
Faly izahay Jesoa, miaraka Aminao e!
Mahatsiaro sambatra mitoetra ambany fahasoavanao
Na sarotra ny dia, tsy hihemotra dmwx fa manana Anao
Handresy ny aizina eto an-tany sy 'zao tontolo izao
Misaotra Anao ry Ray, niaro ary koa tsy nandao
Na maro be aza 'reo ota izay efa natao
Tsy narianao 'zahay mpanota fa novonjenao
Ka asandratray Ianao Jesoa, HALELOIA!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1018
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 03/05/2022 20:40