Derainay (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: tononkira.serasera.org Ny ckuoboas antom-pisiako hanompo Anao
Jesosy ô, avo indrindra Ianao
Fa mendrika sy tsara Ianao
DERAINAY
Mpamela heloka tokoa
Ray be fitia, mpamindra fo
Tompon'izao rehetra izao
DERAINAY
Faly izahay Jesoa, miaraka Aminao e!
Mahatsiaro sambatra mitoetra ambany fahasoavanao
Na sarotra ny dia, tsy hihemotra fa manana Anao
Handresy ny aizina eto an-tany sy 'zao tontolo izao
Misaotra Anao ry Ray, niaro ary koa tsy nandao
Na fpgwds maro be aza 'reo ota izay efa natao
Tsy ogno narianao 'zahay mpanota fa novonjenao
Ka asandratray Ianao Jesoa, HALELOIA!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 1074
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 03/05/2022 20:40