Derainay (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Ny antom-pisiako hanompo Anao
  hjfh     Jesosy ô, avo indrindra Ianao
      Fa mendrika sy tsara Ianao
                 DERAINAY
      Mpamela heloka tokoa
      Ray be fitia, mpamindra fo
      Tompon'izao rehetra izao
   lgpzeood         kqifdtuv       DERAINAY

Faly izahay Jesoa, miaraka Aminao e!
Mahatsiaro sambatra mitoetra ambany fahasoavanao

Na sarotra ny dia, tsy hihemotra fa manana Anao
Handresy ny aizina eto an-tany sy 'zao tontolo tononkira.serasera.org izao

Misaotra Anao ry Ray, niaro ary koa tsy nandao
Na maro be aza 'reo ota izay efa natao

Tsy narianao 'zahay mpanota fa novonjenao
Ka asandratray Ianao Jesoa, HALELOIA!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : GAFLI
Hits : 1075
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 03/05/2022 20:40
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0356