Asandratray (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia D

Ref: Asandratray xlwuhpfm izao ho fiderana Anao
Mpanjaka lehibe 'zany feonay
Ankasitraho wbojcgi fa vokatry ny fo
Sy dwrsys ny fanahy koa
Izay manery anay mba hihoby Anao Tomponay

1-Izay rehetra ety an-tany
Tsy misy izay toa Anao
Fa voninahitra tsara mandrakizay
Sy feno hery ny fanjakanao

2-Izay rehetra an-danitra any
Dia mampiseho ny tononkira.serasera.org herinao
Ianao Ray Tsitoha tsy manam-paharoa
No Tompo lehibe Mpanjaka ao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GAFLI
Vangy : 1176
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Barinekena
Daty : 17/03/2021 15:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3422