Asandratray (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia D
Ref: Asandratray izao ho fiderana Anao
Mpanjaka lehibe juhdbqrf 'zany feonay
Ankasitraho fa vokatry ny fo
Sy ny fanahy koa
Izay zchv manery anay mba hihoby Anao Tomponay
1-Izay rehetra ety an-tany
Tsy misy izay toa Anao
Fa voninahitra tsara mandrakizay
Sy feno hery ny fanjakanao
2-Izay rehetra an-danitra any
Dia mampiseho ny ydkrfr herinao
Ianao Ray tononkira.serasera.org Tsitoha tsy manam-paharoa
No Tompo lehibe Mpanjaka ao
Ref: Asandratray izao ho fiderana Anao
Mpanjaka lehibe juhdbqrf 'zany feonay
Ankasitraho fa vokatry ny fo
Sy ny fanahy koa
Izay zchv manery anay mba hihoby Anao Tomponay
1-Izay rehetra ety an-tany
Tsy misy izay toa Anao
Fa voninahitra tsara mandrakizay
Sy feno hery ny fanjakanao
2-Izay rehetra an-danitra any
Dia mampiseho ny ydkrfr herinao
Ianao Ray tononkira.serasera.org Tsitoha tsy manam-paharoa
No Tompo lehibe Mpanjaka ao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 1120
Likes : 1 Like
Created by : Barinekena
Date : 17/03/2021 15:48
