Asandratray (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do crpl dia D

Ref: Asandratray izao ho fiderana Anao
Mpanjaka lehibe 'zany feonay
Ankasitraho tononkira.serasera.org fa vokatry ny fo
Sy ny fanahy koa
Izay wsuh manery anay mba hihoby Anao Tomponay

1-Izay rehetra ety an-tany
Tsy misy izay toa Anao
Fa voninahitra tsara mandrakizay
Sy feno hery ny fanjakanao

2-Izay rehetra an-danitra any
Dia mampiseho ny herinao
Ianao Ray Tsitoha tsy puvy manam-paharoa
No Tompo lehibe Mpanjaka ao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GAFLI
Visites : 1048
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Barinekena
Date : 17/03/2021 15:48
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0639