Antsoantso (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza no misy anao ry ondry nania
Indro efa mitady anao ilay Tompo tia
Ka na aiza tononkira.serasera.org na rahoviana ianao
No mandre izao fxbgy bkhgdt antso izao
Dia tsarovy fa Jesoa anie
Tena tia anao hatrizao
Ny ainy aza efa natolony
Hamonjena anao

Jesoa zhmcx 'lay tena mpiandry tsara
He manatsotra ny tanany
Miandry anao mba hiverina am-bala
Aiza ianao, miverena modia

Tiany ianao, tsy foiny
Onena anao ny fony
Isan'andro Izy mihevitra anao
Ka tsy mitsahatra miantsoantso foana
" Oh modia! "

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GAFLI
Visites : 1001
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 02/06/2025 16:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.663