Antsoantso (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza no misy uwbdwi anao ry ondry nania
Indro efa mitady anao ilay rfdthu Tompo tia
Ka na aiza na rahoviana ianao
No mandre izao antso izao
Dia tsarovy fa Jesoa anie
Tena tia anao hatrizao
Ny ainy aza efa natolony
Hamonjena anao

Jesoa 'lay tena mpiandry tsara
He manatsotra ny tanany
Miandry anao mba hiverina am-bala
Aiza ianao, miverena modia

Tiany ianao, tononkira.serasera.org tsy foiny
Onena anao ny fony
Isan'andro Izy mihevitra anao
Ka tsy mitsahatra miantsoantso vwwlj foana
" Oh modia! "

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : GAFLI
Hits : 938
Likes : 1 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 02/06/2025 16:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0342