Antsoantso (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza no misy anao ry ondry nania
Indro efa mitady anao ilay Tompo bidfzwks tia
Ka na aiza na rahoviana ianao
No mandre izao antso nfjnevwc izao
Dia tsarovy fa Jesoa anie
Tena tia anao hatrizao
Ny ainy aza efa natolony
Hamonjena anao
Jesoa 'lay tena mpiandry tsara
He manatsotra ny tanany
Miandry anao mba hiverina am-bala
Aiza ianao, miverena modia
Tiany ianao, tsy foiny
Onena anao ny besg fony
Isan'andro Izy tononkira.serasera.org mihevitra anao
Ka tsy mitsahatra miantsoantso foana
" Oh modia! "
Indro efa mitady anao ilay Tompo bidfzwks tia
Ka na aiza na rahoviana ianao
No mandre izao antso nfjnevwc izao
Dia tsarovy fa Jesoa anie
Tena tia anao hatrizao
Ny ainy aza efa natolony
Hamonjena anao
Jesoa 'lay tena mpiandry tsara
He manatsotra ny tanany
Miandry anao mba hiverina am-bala
Aiza ianao, miverena modia
Tiany ianao, tsy foiny
Onena anao ny besg fony
Isan'andro Izy tononkira.serasera.org mihevitra anao
Ka tsy mitsahatra miantsoantso foana
" Oh modia! "
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 1002
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 02/06/2025 16:25
