NY ENDRIKAO (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofisiko foana 'lay endrikao iny
Ilay endrika tsapako tsy misy tsiny
Tanatin'ny alina, 'zay hitako foana
Tsinjoko ihany 'lay tsiky anoloana
'Lay endrikao tsotra, tsy tononkira.serasera.org ftzbeq be haitraitra
Mandondona foana no sady manaitra
Tsoriko etoana, tsy haiko ho hadinoina
'Lay endrikao iny, tsy foiko soloina
'Lay qusdmk endrikao kanto sy mirana peek lava
Ny dindon'izany ato am-poko tsy rava
Manohana alahelo ny fahitako azy
Raha saraka kosa, toa olom-boasazy
Ilay endrika tsapako tsy misy tsiny
Tanatin'ny alina, 'zay hitako foana
Tsinjoko ihany 'lay tsiky anoloana
'Lay endrikao tsotra, tsy tononkira.serasera.org ftzbeq be haitraitra
Mandondona foana no sady manaitra
Tsoriko etoana, tsy haiko ho hadinoina
'Lay endrikao iny, tsy foiko soloina
'Lay qusdmk endrikao kanto sy mirana peek lava
Ny dindon'izany ato am-poko tsy rava
Manohana alahelo ny fahitako azy
Raha saraka kosa, toa olom-boasazy
--------
Rohy:
