NY ENDRIKAO (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofisiko foana 'lay endrikao iny
Ilay endrika tsapako tsy misy tsiny
Tanatin'ny alina, 'zay mlxanxq hitako foana
Tsinjoko ihany 'lay jljpxmxz tsiky anoloana
'Lay endrikao tsotra, tsy be haitraitra
Mandondona foana no sady manaitra
Tsoriko etoana, tsy tononkira.serasera.org haiko ho hadinoina
'Lay endrikao iny, tsy utcbho foiko soloina
'Lay endrikao kanto sy mirana lava
Ny dindon'izany ato am-poko tsy rava
Manohana alahelo ny fahitako azy
Raha saraka kosa, toa olom-boasazy

--------
Link: