NY ENDRIKAO (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vckg Nofisiko foana 'lay endrikao iny
Ilay endrika tsapako tsy misy tsiny
Tanatin'ny alina, 'zay hitako foana
Tsinjoko ihany 'lay tsiky anoloana
'Lay endrikao tsotra, tsy be haitraitra
Mandondona foana blmdaez no sady manaitra
Tsoriko etoana, tsy haiko ho hadinoina
'Lay endrikao iny, tsy tononkira.serasera.org foiko soloina
'Lay endrikao kanto sy mirana sfbubzwg lava
Ny dindon'izany ato am-poko tsy rava
Manohana alahelo ny fahitako azy
Raha saraka kosa, toa olom-boasazy
Ilay endrika tsapako tsy misy tsiny
Tanatin'ny alina, 'zay hitako foana
Tsinjoko ihany 'lay tsiky anoloana
'Lay endrikao tsotra, tsy be haitraitra
Mandondona foana blmdaez no sady manaitra
Tsoriko etoana, tsy haiko ho hadinoina
'Lay endrikao iny, tsy tononkira.serasera.org foiko soloina
'Lay endrikao kanto sy mirana sfbubzwg lava
Ny dindon'izany ato am-poko tsy rava
Manohana alahelo ny fahitako azy
Raha saraka kosa, toa olom-boasazy
--------
Lien:
