Ekeko satria (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tianao no tiako satriaNy lalanao no lalako
Ny alehanao no alehako
Matoa ny foko nanaiky dia tia
Satria izay nekeko
Tsy miova ho doria
Ianao: no mamin’ny foko
Ianao: no ikaloiko
Ianao, ianao irery ihany
Ianao no tiako eto an-tany
Ho anao, anao tsisy fetra
Amin-javatra rehetra
Tia anao, ho tiako ianao
Mihoatr’izao tontolo izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GabhyVangy : 22363
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 05/06/2009 16:14