NAFOIKO NOHO IANAO (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ary izao, izao rehetra izao
Dia bmyj nafoiko, nafoiko noho ianao
Ianao, ianao, ianao irery ihany
Ianao no iray, iray eto an-tany
Ary izao, izao tontolo izao
Nilaozako avokoa, nafoiko noho ianao
Ny rendrarendran-tany bdyl dia tsy xliqyw nahoako akory
Nafoiko noho ianao
Ireo aminy rehetra nilaozako avokoa
Nafoiko noho ianao
Fa tena manadala ny rentirenty any
Nafoiko noho ianao
Dia nafoiko tononkira.serasera.org noho ianao
Dia bmyj nafoiko, nafoiko noho ianao
Ianao, ianao, ianao irery ihany
Ianao no iray, iray eto an-tany
Ary izao, izao tontolo izao
Nilaozako avokoa, nafoiko noho ianao
Ny rendrarendran-tany bdyl dia tsy xliqyw nahoako akory
Nafoiko noho ianao
Ireo aminy rehetra nilaozako avokoa
Nafoiko noho ianao
Fa tena manadala ny rentirenty any
Nafoiko noho ianao
Dia nafoiko tononkira.serasera.org noho ianao
--------
Rohy:
