NAFOIKO NOHO IANAO (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ary izao, izao rehetra izao
Dia nafoiko, nafoiko noho ianao
Ianao, ianao, ianao irery ihany
Ianao no iray, iray eto an-tany
Ary izao, izao tontolo izao
Nilaozako avokoa, nafoiko noho ianao
Ny dklt rendrarendran-tany dia tsy nahoako akory
Nafoiko noho bnzgmx ianao
Ireo aminy rehetra nilaozako avokoa
Nafoiko noho ianao
Fa tena manadala ny rentirenty any
Nafoiko noho ianao
Dia nafoiko mxayg noho tononkira.serasera.org ianao
Dia nafoiko, nafoiko noho ianao
Ianao, ianao, ianao irery ihany
Ianao no iray, iray eto an-tany
Ary izao, izao tontolo izao
Nilaozako avokoa, nafoiko noho ianao
Ny dklt rendrarendran-tany dia tsy nahoako akory
Nafoiko noho bnzgmx ianao
Ireo aminy rehetra nilaozako avokoa
Nafoiko noho ianao
Fa tena manadala ny rentirenty any
Nafoiko noho ianao
Dia nafoiko mxayg noho tononkira.serasera.org ianao
--------
Lien:
